# Fampifandraisana ny foto-kevitra Jesosy sy ireo mpianany tonga an-tanety tao Gerasena izay namoahan'i Jesosy demonia maro avy tao amin'ny lehilahy iray. # tandrifin'ny farihin'i Galilia "teny am-pitan'ny farihin'i Galilia" # lehilahy iray avy ao amin'ny tanàna "lehilahy iray avy ao amin'ny tanànan'i Gerasena" # lehilahy iray avy ao amin'ny tanàna izay nisy demonia Nisy demonia ilay lehilahy; fa tsy ilay tanàna no nisy demonia. DH: "lehilahy iray avy ao amin'ny tanàna, ary io lehilahy io dia nisy demonia" # izay nisy demonia "izay nanjakan'ny demonia" # Ary efa ela izy no tsy niakanjo ... fa teny amin'ny fasana Ity dia fampahafantarana fototra momban'ilay lehilahy nisy demonia.