# niankohoka teo an-togotr'i Jesosy DH: "niankohoka teo anatrehan'i Jesosy." Tsy nianjera tsy nahy Petera. Nanao izany izy ho mariky ny fanetre-tena sy fanajana an'i Jesosy. # mpiara-miasa amin'i Simona "mpiara-miasa amin'i Simona amin'ny fivarotana trondro # hanarato olona ianao Ny sary fanjonoana trondro dia nampiasaina ho sariteny amin'ny fanangonana olona mba hanaraka an'i Kristy. DH: "hanjono olona ianareo" na "hanangona olona ho Ahy ianareo" na "hitondra olona ho mpianatro ianareo"