# nametra-tanana tamin'ny "nametraka ny tanany teo ambony" na "nikasika" # Ireo demony ihany koa dia niala Izany dia midika fa nahavita namoaka ny demonia tao amin'ilay olona nisy demonia Jesosy. DH: "nanery ny demonia hiala ihany koa Jesosy" # nihiakiaka mafy sy nilaza hoe Midika zavatra iray ihany ireo, ary mety maneho hiakan-tahotra na hatezerana. Ny dikateny sasany dia teny iray ihany no hampiasainy. # Zanak'Andriamanitra Ity dia fiantsoana manan-danja an'i Jesosy