# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Ireo lalàna nomen'Andriamanitra an'ireo mpino Jiosy dia nilaza azy ireo ny andro hamorana zazalahy sy ny sorona tokony entin'ireo ray aman-dreny. # faran'ny andro fahavalo "valo andro taorian'ny nahaterahany" na ''valo taona izy" # nomena anarana hoe Josefa sy Maria no nanome Azy ny anarany # ilay anarana nomen'ny anjely Azy DH: "ny anarana izay niantsoan'ny anjely Azy"