# Fampifandraisana ny foto-kevitra Maria nandeha nitsidika an'i Elizabeta havany izay andala-piterahana an'i Jaona . # niainga Ity fomba fiteny ity dia tsy midika fotsimy hoe nitsangana izy, fa koa "vonona." DH: "nanomboka" na "vonona" # tany avo ''toerana avo" na "ny ampahan'ny tendrombohitr' Israely" # Nandeha izy Izany dia midika fa vitan'i Maria mialohan'ny nandehanany tany amin'ny tranon'i Zakaria ny diany. Izany dia afaka atao mazava tsara. DH: "Rehefa tonga izy, dia nandeha" # ary izao no nitranga Ity fehezanteny dia ampiasaina hanamarihana tranga vaovao ao amin'ity fizaran'ny tantara ity. # tao an-kibony "tao an-kibon'i Elizabeta" # nibitaka "nietsika tampoka"