# lehilahy maheriko izay niaro ahy Amin'ity fizarana ity dia mbola soritsoritana tahaka ny vehivavy miresaka ny momba azy i Jerosalema. # lehilahy mahery "ireo miaramila matanjaka indrindra" # ny fiangonana Eto dia resahina toy ny hoe fihaonan'ny olona izay niara-tonga mba hiampanga sy hanameloka olona ny fanafihan'ny tafika fahavalo an'i Jerosalema. DH: "tafika" # ireo lehilahiko matanjaka lehilahy izay tao amin'ny fotoan'ny fahatanjahany tamin'ny fiainan'izy ireo # Nanitsakitsaka....tao amin'ny famiazana ny Tompo Eto ny fitsaran'Andriamanitra dia soritsoritana toy ny hoe voaloboka izay nohitsakitsahina mba hamiazana ranom-boankazo i Jerosalema. # ny zanakavavy virijinin'i Joda Io dia anarana ara-kanto ho an'i Jerosalema, izay resahina toy ny hoe vehivavy eto. Ny teny hoe "virijiny" dia milaza fa madio izany vehivavy izany.