# nalefa ho sesitany i Joda DH: "nalefa tany amin'ny tany vahiny ny vahoakan'i Joda" # izy Izy dia fanjakan'i Joda izay nosoritsoritana tahaka ny vehivavy. Izy ihany koa dia manondro ireo olom-pirenen'i Joda. # tsy mahita fitsaharana DH: "matahotra lalandava" # Ireo mpanenjika azy rehetra dia nahatratra DH: "Ny olona rehetra izay nitady azy dia niezaka ny hambabo azy" na "Ny olona rehetra izay nihaza azy dia nahita azy" # tao amin'ny fahakiviany DH: "rehefa kivy izy"