# Fampifandraisana ny foto-kevitra : Manohy ny fitenenany i Joba. # mahalala ny lalana izay alehako Izy Ny fihetsik'i Joba dia resahiny toy ny hoe lalana izay alehany. DH: "Mahalala izay ataoko Andriamanitra. # hivoaka tahaka ny volamena aho Mino i Joba fa ny sedra dia hanaporofo fa madio tahaka ny volamena voafantina izy. DH: "Ho hitany fa madio tahaka nhy voalmena izay efa afa-doto aho" # Nifikitra tamin'ny diany ny tongotro Eto; ny "tongotra" dia manondro an'i Joba. DH: "Nanaraka ny lalana izay efa nasehony ahy aho" # nifikitra tamin'ny lalany aho Ny fankatoavan'i Joba dia resahiny toy ny hoe nandeha tamin'ny lalana izay natoron'Andriamanitra azy. DH: "Efa nanao izay nasainy nataoko aho" # tsy nivily DH: "nanaraka izany tsara" # Tsy niala DH: "nankatò izay nandidiany" # Tsy niala ...ny molony Io andian-teny io dia manondro ny hafatra izay nolazain'Andriamanitra. DH: "izay nolazainy" # Noraketiko tao am-poko Ny "foko" eto dia manondro ny ao anatin'i Joba. DH: "Efa noraketiko ao anatiko" na "tsaroako foana" # tenin'ny vavany Io dia manondro ny tenin'Andriamanitra. DH: "izay nolazainy"