# Indro Io teny io dia milaza fa tokony hifantoka manokana amin'izay ho lazain'i Yaveh manaraka. # ny firenena lehibe sy ireo mpanjaka maro Io fehezanteny io dia manondro ny fotoana rehefa nandresy an'i Babylona i Medesa sy ireo Persiana tamin'ny taona 539 talohan'i Kristy. # mitan-dahatra tahaka ny lehilahy mpiady, Toy ny fomba filaharan'ireo vondron-tafika rehefa hiady. # ry zanaka vavin'i Babylona Io fehezanteny io dia manondro ny vahoakan'i Babylona.