# Vonjeo ny ainareo Io dia manondro ny olona miaina ao Moaba. # tongava ho toy ny kirihitr'anjavidy Ireo olona tafatsoaka tamin'ilay fandravana tao amin'ilay tanĂ na dia nampitahaina amin'ny kirihitra izay maniry amin'ny toerana sarotra any an'efitra ary manana raviny maitso mandritra ny taona. # fahatokianao ireo fombanao DH: "hiaina araka ny fomba sy fampianarana ny finoanareo" # Kemosy "Kemosy " no andriamanitra lehiben'ireo Moabita. Eto "Kemosy " dia misolotena ny firenen'i Moaba.