# Johanana zanaka lahin'i Karea Jereo ny fomba nandikanao izany anarana ireo tao amin'ny 40:7. # niteny mangina tamin'i Gedalia "niresaka miafina tamin'i Gedalia" # Gedalia Jereo ny fomba nandikanao ireo anarana ireo tao amin'ny 39:11. # Ismaela zanaka lahin'i Netania Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 40:7. # Tsy hisy hiahiahy ahy "tsy hisy hafantatra" # Nahoana izy no hamono anao "tsy tokony hamela azy hamono anao ianao." # Nahoana no navela "aza mamela ny vahoaka maro" # ny Joda rehetra izay efa niangona teo aminao "ireo vahoakan'i Joda izay tonga teo aminao" # hiparitaka "handositra any amin'ny toerana maro samihafa" # ireo sisa tavela tao Joda rehetra ho rava "ary hamela ireo sisa tavela tao Joda ho faty." # Ahikama Jereo ny fomba nandikanao io anarana io tao amin'ny 26:22.