# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Manohy miresaka amin'i Jeremia Yaveh. # mba iantsiana Ahy "izay nahatezitra Ahy" # izay nanao ratsy teo imasoko DH: "manao izay heveriko ho ratsy" # hatramin'ny fahatanorany "nanomboka tamin'ny fotoana naha lasa firenena azy ireo" # ny fanaon'ireo tanany DH: "ireo zava-dratsy vitan'izy ireo"