# mipetraka eo amin'ny seza fiandrianan'i Davida Io dia manondro ireo mpanjaka manana fahefana toy i Davida. DH: "ireo mpanjaka, nanjaka tahaka an'i Davida teo alohan'izy ireo" # hitaingina kalesy sy soavaly Ity fehezanteny ity dia manambara fa ireo mpanjaka dia mahery sy nanan-karena. # izy, ireo mpanompony, ary ny vahoakany Ity fehezanteny ity dia mitanisa ireo izay ho lasa matanjaka sy manan-karena. DH: "izy, ireo mpanompony, ary ireo vahoakany dia hiditra hitaingina kalesy sy soavaly ao amin'ny lapa" # raha tsy mihaino DH: "raha tsy mitandrina" na "raha tsy mankato" # izany no fanambaran'i Yaveh Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 1:7.