# Nivily Izany dia midika hoe miala sasatra amin'ny diany na mijanona amin'ny toerana iray eny an-dalana. Jereo ao amin'ny 19:10 ny fomba nandikanao izany teny izany. DH: "nijanona'' # kianjan'ny tanĂ na Tsena fivorian'ny vahoaka mandritra ny andro # nampiantrano azy ireo Izany andian-teny izany amin'ny olona dia midika hoe manasa azy ireo handany ny alina ao an-tranony. DH: "nanasa azy ireo hijanona ao an-tranony nandritra izany alina izany"