# Jonatana zanak'i Gersoma, zanak'i Mosesy Izany ny anaran'ilay zatovo Levita izay nanao ny asan'ny mpisorona ho an'i Mika. Azo adika amin'ny fomba hafa ihany koa izany. DH: "Ny anaran'ilay zatovo Levita dia i Jonatana zanak'i Gersoma, zanak'i Mosesy" # hatramin'ny andro nahazoana ilay tany Izany dia ilazana ny fotoana taty aoriana izay nambaboin'ireo fahavalony ny vahoakan'i Dana. Eto ny voababo dia resahina toy ny hoe gadra oasambotry ny fahavalony. DH: "hatramin'ny andro izay nahazoan'ireo fahavalony ny tanin'izy ireo" na "hatramin'ny andro izay nisamboran'ny fahavalony azy ireo" # izay nataon'i Mika Tsy i Mika no nanamboatra ireo andriamanitra, fa ireo mpanao asa tanana. DH: "ireo zavatra izay namboarina ho an'i Mika" na "izay namboarin'ny mpanao asa tanany ho azy"