# Naninjitra ny heriny izy Tamin'ny naninjitra ny sandriny izy dia nanosika ireo andrin'ny trano lehibe. DH: "Nampiasa ny tanjany izy mba hanosehana ireo andry" na "Nampiasa ny tanjany izy mba hampirodana ireo andry" # ny maty Izany dia ilazana ireo olona maty. DH: "ny vahoaka maty" # dia mihoatra noho "tsy tambo isaina" # ireo ankohonan-drainy rehetra Eto ny teny hoe "ankohonana" dia ilazana ireo havany. DH: "ireo havan-drainy rehetra" # nidina Ny teny hoe "nidina" dia ampiasaina eto satria ny toerana izay avy nandehanan'ireo havan'i Samsona dia avo noho i Gaza. # Zora ... Estaola Adikao tahaka ny nandikanao azy ao amin'ny 13:1 sy 13:24 ny anaran'ireo toerana ireo. # tany amin'ny toeram-pandevenana an'i Manoa, rainy "izay nandevenana an"i Manoa, rainy" # Manoa Adikao tahaka ny nandikanao azy ao amin'ny 13:1 izany anaran-dehilahy izany. # Nitsara an'i Israely nandritra ny roapolo taona i Samsona Ao amin'ny 15:19 ihany koa izany fehezanteny izany. Naverina izany eto mba hampatsiahivana ny mpamaky ny fotoana nitsaran'i Samsona. DH: '"Nitsara an'i Israely nandritra ny roapolo taona i Samsona talohan'nh nahafetasany" # roapolo taona "20 taona"