# niaraka tamin'ny fanatitra hohanina Ny lalàna dia mitaky fa ny fanatitra dorana izay atao dia arahina fanolorana fanatitra hohanina. DH: "miaraka amin'ny fanatitra hohanina miaraka amin'izany'' na "miaraka amin'ny fanatitra hohanina ampiaharahana amin'izany" # eo ambony vatolampy "eo ambony alitara." Ny alitara nanaovan'i Manoa ny fanatitra dia vatolampy. # Nanao zava- ... izy "Nanao zava- ... ilay anjely" # niakatra tao anatin'ny lela afon'ny alitara ilay anjelin'i Yaveh "Niverina niakatra tany an-danitra tamin'y alalan'ilay lela afo teo amin'ny alitara ilay anjelin'i Yaveh'' # nampiakohoka ny tavan'izy ireo tamin'ny tany "miankohoka amin'ny tava eo amin'ny tany." Izany dia mari-panajana sy fanomezam-boninahitra, ary koa fanehoana ny tahotra an'i Yaveh.