# Namotika sy nampahory Ireo teny ireo dia entina anehoana ny fijalian'ireo Israelita. DH: "nijaly mafy" # valo ambin'ny folo taona "18 taona" # izay tany andafin'i Jordana Izany dia midika hoe tany ampita atsinanan'ny Renirano Jordana. # izay any Gileada "Izany faritra izany dia antsoina ihany koa hoe Gileada'' # Joda... Benjamina "Joda" sy "Benjamina" eto dia entina hanondrona ny vahoakan'ireo foko. DH: "ny vahoakan'ny fokon'i Joda... ny vahoakan'ny fokoni Benjamina" # ankohonan'i Efraima Ny teny hoe "ankohonana" dia entina ilazana ny vahoakan'ny fokon'i Efraima. DH: "ny vahoakan'ny fokon'i Efraima" # mba hampahory mafy an'Israely "Israely" dia netina ilazana vahoakan'i Israely. DH: "mba hampahory mafy ny vahoakan'i Israely"