# Tola ... Poa ... Dodo Anaran-dehilahy ireo. # Samira Anaran-toerana izany. # nitsangana mba hanafaka an'Israely "tonga mba hanafaka an'Israely" na "lasa mpitarika mba hanafaka an'Israely'' # hanafaka an'Israely Eto ny hoe "Israely" dia ireo vahoakan'Israely. # Nitsara ny Israely ... izy Eto ny hoe "nitsara'' dia midika hoe nitarika ny vahoakan'Israely. # telo amby roapolo taona "23 taona" # ary nalevina Azo adika amin'ny fomba hafa ihany koa izany. DH: "ary nalevin'izy ireo izy"