# ny tranon'i Eto izany dia midika hoe tempoly. # El-Berita Ny teny hoe "El" dia midika hoe "andriamanitra." Anarana andriamanitra tsy izy tahaka ny "Bala-berita" ao amin'y 8:32 izany. # Nolazaina tamin'i Abimeleka Azo adika amin'ny fomba hafa ihany koa izany. DH: "Nisy olona nilaza tamin'i Abimeleka"