# ireo antoko "ireo antokon'ny miaramila" # roa hafa "2 hafa" # Niady ... i Abimeleka. Nambabo ny tanàna izy ... Narodany Eto ny hoe "Abimeleka" dia midika hoe ireo miaramilany. D.H: "Niady ... i Abimeleka sy ireo miaramilany ... Narodan'izy ireo" # hanohitra ny tanàna Eto ny hoe "tanàna" dia midka hoe ireo vahoaka. DH: "hanohitra ireo vahoakan'i Sekema" # Narodany "Noravany" # nandrarahany sira izany "nandrarahany sira ny tany." Ny fandrarahana sira amin'ny tany dia manakana ny zava-maniry mba tsy hitsimoka eo.