# sy ireo lehilahy rehetra izay niaraka taminy "sy ireo lehilahy nanaraka an'i Abimeleka" na "sy ireo lehilahy niady ho an'i Abimeleka" # nametraka fanafihana tampoka hanohitra an'i Sekema izy ireo Eto ny hoe "Sekema" dia ireo vahoakan'i Sekema. DH: "niafina izy ireo mba hanafika an'i Sekema amin'ny fotoana tsy ampoizina" # nizara ho antoko efatra izany "nosarahina ho antoko 4" # Gala... Ebeda Adikao tahaka ny nandikanao azy ao amin'ny 9:26 ireo anarana ireo.