# Ianareo...mpanompoko Eto ny hoe "ianareo" dia manondro ny vahoakan'Israely. Ny andianteny hoe "mpanompoko" dia manondro ny firenena, ho toy ny iray manontolo. # talohako...ao aoriako Amin'ny fitenenana tahaka izany, dia tsy milaza Yaveh akory fa nisy fotoana nialohan'ny nisiany na fotoana taorian'ny hisiany. # Tsy nisy andriamanitra voaforona talohako Eto ny teny hoe "voaforona" dia manondro fa miresaka ireo sampy izay nataon'ny olona Yaveh. DH: "Tsy nisy tamin'ireo andriamanitra izay namboarin'ny olona nisy talohako" # ary tsy hisy ao aoriako "ary tsy nisy tamin'ireo andriamanitra hisy aoriako" # Izaho, Izaho no Yaveh Ny teny hoe "Izaho" dia naverina mba hanindriana ny fifantohana amin'i Yaveh. DH: "Izaho irery ihany no Yaveh" na "Izaho mihitsy no Yaveh" # tsy misy Mpamonjy ankoatra Ahy DH: "Izaho irery ihany no mpamonjy" na "Izaho irery ihany no afaka mamonjy anareo"