# hanetry ireo izay miaina amim-piavonavonana Izy Ny fanalan'i Yaveh baraka ireo izay miavonavona dia resahina toy ny hoe avo ny olona miavonavona ary hahatonga azy ireo hietry Izy. # ny tanàna mimanda Izany dia midika hoe ireo tanàna mimanda amin'ny ankapobeny fa tsy tanàna voafaritra mazava. # hanetry...hataony mitovy haavo Ny anaovan'i Yaveh ny tafika hamotika ireo tanàna mimanda dia resahina toy ny hoe Yaveh mihitsy no hanao izany. # Ho hitsakitsahin'ny tongotry ny mahantra sy ny dian'ny ory izany Ireo fanambarana roa ireo dia midika zavatra iray ihany. DH: "Hanitsakitsaka ireo rava ao amin'ny tanàna ny olona mahantra sy ory"