# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Manohy miresaka amin'ilay tompon'andraikitra mpampandroso ao amin'ilay trano. # Ary Nampiasaina izany teny izany eto hanamarihana ny tranga manan-danja ao amin'ny tantara. Raha manana fomba filaza an'izany ny fiteninao, dia mihevara hampiasa izany eto. # nony tonga teo amin'ny toeram-pitsaharana izahay "raha tonga teo amin'ny toerana izay hijanonay mandritra ny alina" # indro Ny teny "indro" eto dia maneho fa talanjona tamin'izay hitany ireto rahalahin'i Josefa. # samy tao ambavan'ny kitapon'ireo lehilahy ny volany, tsisy nanimbinana ny volanay "ny tsirairay taminay dia samy nahita ny vola feno tao anatin'ny lasakany" # Naverinay ary ety am-pelan-tananay izany Eto ny "tanana" dia ilazana ny olona manontolo. DH: "Nitondra ny vola niverina niaraka aminay izahay" # Nitondra vola hafa ihany koa izahay hividianana sakafo Eto ny "tanana" dia ilazana ny olona manontolo fa tsy ny faritry ny tanana ihany. DH: "Nitondra vola hafa hividianana sakafo ihany koa izahay" # Nitondra (...) nidina Efa mahazatra ny mampiasa ny teny hoe "midina" rehefa miresaka ny mandeha mankany Kanana ho any Egypta. # Fiadanana anie ho anareo Ny anarana hoe "Fiadanana" dia azo atao hoe "mitonia". DH: "Mitonia" (UDB) na "mitonia ianareo" # Ny Andriamanitrareo sy ny Andriamanitry ny rainareo Tsy miresaka Andriamanitra samy hafa ilay tompon'andraikitra mpampandroso fa Andriamanitra iray ihany. DH: "Ilay Andriamanitra, ilay Andriamanitra izay tompon'ny rainareo" (UDB)