# Elifaza ... Regoela ... Jeosy ... Jalama ... Kora Anaran'ireo zanak'i Esao ireo. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 36:4. # Nahata ... Zera ... Sama ... Miza Anaran'ireo zanak'i Regoela ireo. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 36:13. # tany amin'ny tany Edoma Ny heviny dia nonina tany amin'ny tany Edoma izy ireo. DH: "izay nonina tany amin'ny tany Edoma" # Basemata ... Oholibama Anaran'ireo vadin'i Esao ireo. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 36:1. # Ana Anaran-dehilahy izany. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 36:1.