# Koa dia nanorim-ponenana tany Gerara i Isaka Isaka ihany no voatonona satria izy no mpitarika ny fianakaviana, kanefa ny fianakaviana manontolo dia niaraka taminy. DH: "Koa dia nanorim-ponenana tany Gerara i Isaka sy ny fianakaviany" # Natahotra izy hilaza hoe Eto ny "natahotra" dia ilazana ny fihetseham-po tsy mampahazo aina ny olona rehefa misy tahotra ny handratra ny tenany na ny hafa. "Natahotra izy hilaza hoe" # mba hahazoana an'i Rebeka "mba hakana an'i Rebeka" # Indro, hitany i Isaka Ny teny hoe: "Indro" dia maneho fa taitra tamin'ny fahitana azy i Abimeleka. DH: "Ary taitra izy raha nahita fa Isaka" # nanafosafo an'i Rebeka Ireo mety ho heviny dia 1) Nikasika azy toy ny fikasikin'ny lehilahy ny vadiny na 2)Nisangy (nihomehy) sy niresaka taminy toy ny fanaon'ny lehilahy ny vadiny.