# ny tany Egypta manontolo Io dia hitatra nampiasaina mba hanehoana ny ezaka mihoatra nataon'ny Israely mba hanefa ireo fangatahan'i Farao. DH: "toerana midadasika" # mpampiasa "mpitarika mpanompo" Ireo dia Egyptiana izay ny asany dia ny manery ireo Israelita hiasa mafy. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 1: 11. # vodivary Ny ampahan'ny hazo izay tavela taorian'ny fijinjana. # Nahoana ianareo no tsy namokatra ny biriky rehetra izay notakiana taminareo...taloha? Nampiasa io fanontaniana io ireo mpampiasa mba hanehoana fa tezitra noho ny tsy fahampian'ny biriky izy ireo. DH: "Tsy ampy ny biriky vokarinareo, na omaly na androany, tahaka ny nataonareo taloha! "