# Fampifandraisana ny foto-kevitra Tsy fantatra raha ity teny nambara ity dia fampifangaroan-teny avy amin'Isaia mpaminany na teny nindramina avy amin'ny hira fanevan'ireo mpino. # ny zavatra rehetra izay miharihary dia fahazavana ''ny olona dia afaka mahita mazava tsara ny zavatra rehetra izay miditra ao amin'ny fahazavana.'' # Mifohaza, ianao matory, mitsangàna amin'ny toeran'ny maty Ireo dika azo heverina: 1) Paoly miresaka amin'ireo tsy mpino izay mila mifoha amin'ny fahafatesana ara-panahy toy ny olona maty tokony ho velona indray mba afahana mamaly, na 2) Paoly miresaka amin'ireo mpino Efesiana ary mampiasa fahafatesana toy ny sariteny ho an'ny fahalemena ara-panahin'izy ireo. # ianao matory ... hamiratra aminareo Ny ''ianao'' dia maneho ilay olona ''matory'' # hamiratra aminao Kristy Kristy dia hanampy ireo tsy mpino hahatakatra ny maha-ratsy ny asany sy ny fomba hamelan'i Kristy azy ary ny hanomezany azy fiainam-baovao, tahaka ny hazavana mampiseho ny tena marina izay afenin'ny haizina.