# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Mosesy manohy mitso-drano an'ireo fokon'Israely, izay nanomboka tao amin'ny 33:1; ireo tso-drano dia tononkalo fohy. # Ny Tomimanao sy ny Orimanao Ireo dia vato masina izay nentin'ireo mpisorona tao amin'ny tabernakeliny ary nampiasaina mba hahafantarana ny sitrapon'Andriamanitra. Yaveh no resahana eto. # ny olonao tsy mivadika "ny olonao masina" na "izay mitady izay hahafaly anao." Ity dia maneho ny fokon'i Levy. # Masa Adikao toy ny tao amin'ny 6:16. Ny mpadika teny dia mety hanampy fanamarihana izay milaza hoe "Ny anarana hoe 'Masa" dia midika hoe 'fizahan-toetra.'" # Meriba Adikao toy ny tao amin'ny 32:50. Ny mpadika teny dia mety hanampy fanamarihana izay milaza hoe "Ny anarana hoe 'Meriba' dia midika hoe 'miady hevitra' na 'mifanditra.'"