# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Ny teny "ianareo" eto dia manondro ireo olona izay nihaino an'i Paoly. # mitady ny fampanantenana izay nataon'Andriamanitra tamin'ireo razantsika aho Izany dia miresaka momba ny fampanantenana toy ny hoe zavatra iray azo tadiavana sy jerena. DH: "Miandry fatratra an'Andriamanitra aho mba hanao izay nampanantenainy ny razambentsika fa ho ataony" # Fa ity no fampanantenana nantenain'ny fokontsika roambinifolo ho raisina Ny fehezanteny hoe "ny foko roa ambin'ny folontsika" dia ny olona ao amin'ireo foko ireo. DH: "Izany koa no nandrasan'ireo Jiosy mpiray foko amintsika tany amin'ny foko roa ambin'ny folo" # nanompo an'Andriamanitra andro aman'alina tokoa izy ireo Tsy nitsahatra nanompo an'ANdriamanitra na andro na alina. # Nahoana ianareo no mihevitra fa tsy azo inoana fa manangana ny maty Andriamanitra? Nametraka io fanontaniana io i Paoly mba hanoherana ireo Jiosy nanatrika teo. Mino izy ireo fa afaka manangana ny maty Andriamanitra saingy tsy nihevitra ny hamelona an'i Jesosy ho velona indray . DH: "ianareo dia tsy tokony hieritreritra fa mahavariana ny fananganan'Andriamanitra ny maty indray."