# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Nosedraina tany Kaisara i Paoly. Natolotr'i Tertylo miaraka amin'ny fiampangana an'i Paoly i Governora Feliksa . # Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Ny mpisolo tena tampisaka hoe: "-nao"dia maneho an'i Feliksa, ilay Governora. # Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Ny "-nay"dia manondro ireo mponina eo ambany fitondran'i Feliksa. # Taorian'ny dimy andro Taorian'ny dimy andro"nisamboran'ny miaramila Romana an'i Paoly tao Kaisara" # mpikabary "mpisolovava." Tertylo dia mpahay lalàna Romana izay teo mba hiampanga an'i Paoly ao amin'ny fitsarana. # nandeha tany "nandeha tany Kaisara izay nisy an'i Paoly" # nitsangana teo anoloan'ny governora "teo anatrehan'ny governora izay mpitsara tao amin'ny fitsarana" # nanomboka niampanga azy "nanomboka nandika lalàna manohitra azy" ny governora # manana fiadanana lehibe izahay Ny hoe: "izahay"dia manondro ireo mponina eo ambany fitondran'i Feliksa, manana fiadanam-be" # ary ny fahitanao dia mitondra fanovana tsara eo amin'ny firenenay "ary ny fikasana nataonao dia nanatsara ny firenentsika " # Feliksa tsara indrindra " Governora Feliksa izay mendrika voninahitra lehibe" Feliksa no governora romana amin'ny faritra iray manontolo. Jereo izay nandikanao izany ao amin'ny 23: 25