# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Eto ny teny "azy" sy "ny azy" dia manondro an'Andriamanitra. (jereo: 17:24) # Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Rehefa milaza i Paoly hoe "isika" eto diavoaray ao ihany koa ny tenany sy ireo mpihaino azy. # noforonina avy amin'ny asa tànana sy aingam-panahin'olombelona "izay ampiasain'ny olona iray ny fahaizany mba hahatonga izany ho zavatra iray izay novolavolainy" na "natao tamin'ny zavakanto sy ny eritreritry ny olombelona"