# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Eto ny teny hoe "izy ireo" dia manambara an'i Petera sy Jaona. Ary mety manambara ireo mpitarika Jiosy ihany koa. # nahatsapa fa olon-tsotra, olona tsy nandia fianarana "nahatsapa" izany ireo mpitarika Jiosy ireo satria hitan'izy ireo tamin'ny fomba firesak'i Petera sy Jaona. # olon-tsotra, olona tsy nandia fianarana Ireo teny ireo roa ireo dia manana dikany mitovy ary manamafy ny fa i Petera sy Jaona dia tsy nahazo fampiofanana tamin'ny lalàna Jiosy. # ilay lehilahy izay sitrana DH: "ilay lehilahy izay nositranin'i Jaona sy Petera"