# Dia nandefa teny ho an'i Tamara tao an-dapany i Davida Io dia midika fa nandefa mpitondra hafatra mba hiteny amin'i Tamara izy. DH: "Nandefa mpitondra hafatra i Davida" # koba fifangaroana matevina natao tamin'ny lafarina sy rano nampiasaina mba hanaovana mofo # namolavola nampiasa ny tanany mba hanafangaro ny koba # teo imasony Io dia midika fa nanao mofo teo anoloany i Tamara. DH: "teo anoloany" na "teo anatrehany" # Ka nandeha niala teo aminy ny olona rehetra Ny "mandeha miala amin'ny olona" dia midika hoe mandao azy ireo. DH: "Koa nandao azy ny olona rehetra"