# Arindrao ny tranonao "Trano" dia sarinteny ilazana izay eo ambany fifehezan'i Hezekia. DH: "Omeo ny ankohonanao sy ny governemanta ireo toromarika farany" # tsarovy Izany dia fomba fiteny iraisana, mba handresen-dahatra an'i Yaveh mba hahatsiaro. DH: "tadidio" # nandehanako Ny matoanteny "mamdeha" eto dia sarinteny ilazana ny fizotry ny fiainana. DH: "niainako ny fiainako" # ny tsara teo imasonao Eto ny hoe "imaso-" dia ilazana ny fomba fitsarana na tomban'ezaka. DH: "teo amin'ny fitsaranao"