# Nandeha niaraka tamin'i Jorama zanaka lahin'i Ahaba i Ahazia, mba hiady amin'i Hazaela, mpanjakan'i Syria Ireo anarana mpanjaka telo voatanisa ireo eto dia fibangoan-teny sady ilazana ireo tafika izay niaraka tamin'izy ireo ihany koa. GH: "Niaraka tamin'ny tafik'i Jorama mpanjakan'Israely ny tafik'i Ahazia mba hiady amin'ny tafik'i Hazaela mpanjakan'i Syria" (UDB) # mba hotsaboina "mba hositranina" # tamin'i Hazaela mpanjakan'i Syria Eto ny hoe "Hazaela" dia ilazana azy sy ny tafiny. DH: "tamin'ny tafik'i Hazaela mpanjakan'i Syria" # naratra i Jorama Azo adika amin'ny endrika hafa izany. DH: "nandratra an'i Jorama ireo Syriana"