# tendrombohitr'i Moria Ity dia toerana izay nanoloran'i Abrahama ny zanany lahy, Izaaka, tamin'Andriamanitra. # Ornana ilay Jebosita Anararan'olona. # andro faharoan'ny volana faharoa Ity dia volana faharoa amin'ny tetiandro Hebreo. Ny andro faharoa dia akaikin'ny tapaky ny volana Aprily eo amin'ny tetiandro tandrefana. # fahefa-taona Ity dia taona faha efatra amin'ny tetiandro Hebreo. # enim-polo... roapolo "60...20" # hakiho Hakiho iray dia 46 santimetatra.