# roanjato 200 # mofo Ny mofo dia mofomamy. Mety ilainao ny manazava hoe inona ilay mofo. # voavoatra "izay efa nisy nahandro" na "vonona ho andrahoina" # fatran-dango Fiteny amin'ny ankapobeny io satria tsy nisy fatra nomena. # fatran-dango maina "voa izay efa nisy nahandro"