# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Natana mpaminany dia mirseaka amin'i Davida mpanjaka. # ia nanao izany ka tsy niteny taminay, mpanomponao, izay tokony hipetraka eo amin'ny seza fiandrianana handimby azy ve ny mpanjaka tompoko? Ity dia fomba iray amin'ny fanehoana haja amin'ny mpanjaka. D.H: "Ianao ve ry mpanjaka tompoko, nanao izany tsy nilaza taminay, sy ireo mpanomponao, hoe iza no tokony hipetraka eo amin'ny sez fiandrianana handimby anao?" # izay tokony hipetraka eo amin'ny seza fiandrianana Fipetrahana eo amin'ny seza fiandrianana dia sarin-teny iray amin'ny maha mpanjaka. D.H: "izay ho mpanjaka handimby azy"