# Ary mahakasika ireo izay tsy nanambady mihitsy, izaho dia tsy manana didy avy any amin'ny Tompo Paoly dia tsy mahalala fampianaran'i Jesosy izay miresaka momba izany toe-javatra izany. DH: "Ny Tompo dia tsy mbola nandidy ahy hilaza na inona na inona amin'ireo olona izay mbola tsy nanambady mihitsy" # izaho dia manome ny hevitro "Milaza anareo ny hevitro aho" # Noho izany "Ka izao no hevitro" (13:25)