# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Nahaton'i Paoly ny fandresen-dahatra fototra mba hanazavany izay tiany ho lazaina amin'ny hoe: "fahendrena" ary ny olona tiany no resahany. # Ankehitriny dia miresaka ... isika Ny teny hoe: "Ankehitriny" dia ampiasaina eto mba hanamarihana fiatoana eo amin'ny fampianarana fototra. Manomboka manazava i Paoly fa ny fahendrena marina dia ny fahendren'Andriamanitra. # miresaka fahendrena "milaza ireo tenin'ny fahendrena" # ireo matotra "ireo mpino matotra" # talohan'ireo vaninandro "talohan'ny namoronan'Andriamanitra ny zavatra rehetra" # Ho voninahitsika "mba hiarovana ny voninahitsika ho avy"