# Hilkia ... Seraia ... Jozadaka Ireo dia anaran-dehilahy. # sesi-tany tamin'ny tanan'i Nebokadnezara i Joda sy Jerosalema. Ny hery ananan'i Nebokadnezara amin'ny tafiny dia faritana toy ny faritra amin'ny vatany ("tanana") ampiasaina hitarihana ny tafiny. DH: "namela ny tafik'i Nebokadnezara mba handresy ny tafik'i Joda sy Jerosalema ary haka ny olona amin'ny fahababoana."