# Nonina ... izy ireo DH: " Nonina ny fokon'i Gada" # fihinanam-bilon' toeran'ny tany izay hihinanan'ny biby bozaka # Ireo rehetra ireo dia voatanisa araka ny tahiry tetiarana DH: "Mitanisa azy rehetra ny tahiry tetiarana" na "Nitanisa azy rehetra ireo Ny tahirin'ireo fianakavian'ny razambe" # Ireo rehetra ireo Tsy mazava ny fomba hanambaran'ny olona teo aloha izany.