# Yaveh Ity no anaran'Andriamanitra izay nambara tamin'ny vahoakany tao amin'ny Testamenta Taloha. # niteraka an'i Fareza sy Zera taminy "niteraka ireo zanany Fareza sy Zera" # zanaka lahy dimy "zanaka lahy 5" # teo imason'i Yaveh Dikan-teny Hafa: "arak'i Yaveh" # Novonoin'i Yaveh izy Izany dia midika fa namela an'i Yaveh ho vonona i Era. # vinantony vavy vinanto - manambara an'ilay vadin'ny zanany lahy.