# Tsy ahitana lela mpamitaka ao am-bavan'izy ireo DH: "tsy misy na dia iray amin'ny lela aza hamitaka amin'ny molony" na "tsy hiteny zavatra mamitaka izy ireo" # Hihinana sy handry izy ireo Miteny amin'ireo mponin'isrely i Yaveh fa toy ny ondry izay mihinana sy mandry am-pilaminana izy ireo.