# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Ity andininy ity dia manomboka fizarana iray izay milaza momba ny fanafihana ho avy amin'i Jerosalema sy ny fomba hanavotan'Andriamanitra ny tanàna. # fanambaran'i Yaveh Io andianteny io matetika adika hoe "Hoy i Yaveh" ao amin'ny UDB. Afaka mandika izany andianteny izany amin'izay fomba mety amin'ny fiteninao ianao. Io andianteny io dia nampiasaina im-betsaka ao amin'ny Zakaria. # izay nanandratra ireo habakabaka "Ilay namorona ny lanitra" # nametraka ny fototry ny tany DH: "nametraka ny tany rehetra amin'ny toerany" # mamolavola ny fanahin'olombelona ao anatin'ny olona DH: "mamorona ny fanahin'olombelona" # kapoaka "kapoaka misy zavatra hosotroina" # hahatonga ireo vahoaka rehetra manodidina azy hivembena Izany dia, zava-pisotro misy alikaola ary hahatonga ireo tafika izay manafika an'i Jerosalema ho lasa mamo ka tsy afaka hiady. # azy Izany dia, ny tanànan'i Jerosalema. Iraisana amin'ny Hebreo ny miresaka ny tanàna toy ny hoe vehivavy. # vato mavesatra ho an'ny olon-drehetra "zavatra tsy hay afindra"