# Tonga tamin'i Zakaria ny tenin'i Yaveh "Nilaza ny teniny i Yaveh." Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 1:1. # Aoka ny olona tsirairay hanao izany Ny teny hoe "izany" dia manondro ny fomba tokony hitsaran'ny olona iray. # mpitondratena vehivavy maty vady # kamboty zaza maty ray aman-dreny # ny vahiny olona izay mandeha miala ao amin'ny taniny ho any amin'ny tany hafa # aoka tsy hisy aminareo hitetika hanisy ratsy ny hafa ao am-ponareo "aza manao tetika mba hanaovana ratsy"