# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Manohy manoritsoritra ny fahitan'i Zakaria aminy i Yaveh. # tandroka izay nanaparitaka an'i Joda Jereo ny ao amin'ny 1:18. # tsy hisy olona afaka hanandratra ny lohany Io andianteny io dia manoritsoritra olona izay matahotra loatra ny hijery zavatra izay mampatahotra azy. DH: "tsy misy olona nanan-kerim-po" # handroaka azy ireo "handroaka ireo firenena ireo" # mba handrava ireo tandroka "mba handresy ireo tafika" # nanandratra tandroka Io dia manondro ny fitsofana tandroka mba hibaikoana ny tafika.