# Iray tamin'izy ireo "Iray amin'ireo Kretana" na "olona avy amin'ny vahoakan'i Kreta." # izay lehilahy hendrin'izy ireo Mety ho dikany dia izao: 1) mpaminany na 2) poeta na filozofa na 3) mpampianatra. # Ny Kretana dia mpandainga mandrakariva "Ny Kretana dia mandainga foana." izany dia fanitarana ho an'ny Kretana maro izay matetika mandainga.. # Ratsy ary biby mandoza Izany fanoharana izany dia mampitaha ireo Kretana amin'ireo biby mandoza. # Kamo be tenda Fomba fiteny ho an'ny olona izay tsy manao na inona na inona kanefa mihinana sakafo be loatra. # Noho izany anaro mafy izy ireo "Noho izany dia lazao mafy azy ireo fa diso izy ireo." # Mba hatanjaka amin'ny finoana izy ireo "Mba hanana finoana matanjaka izy ireo" na "mba ho marina ny finoan'izy ireo."